Vahoaka sesehena no nanoina ny antson’ny « squat du Rhino » [Genève, CH]

Par : tomavana

Juil 13

Tags:, , , , ,

Catégorie: tsetsatsetsa

1 Commentaire


Fanohanana ireo mponin’ny « squat du Rhino » omaly harivy © Laurent Guiraud, tdg.ch | © keystone, keystone.ch

Nandalo teny amin’ny « squat du Rhino » aho omaly Alakamisy 12 Jolay 2007 tamin’ny 18:00 ora hariva saingy tsy afaka nijanona satria mbola be erehina. Marobe ny olona efa tonga hitako teo.

Milamina sy tony tanteraka ireo mpanatrika. Tsara koa ny andro ka miendrika fety sy « carnaval » no azo ilazana azy. Tsy nisy korontana, na dia nanatanteraka fisavana taratasy olonasy fiara vitsivitsy aza ny Polisy.

Novakiako io maraina io fa notapahin’ny Polisy ireo arabe manodidina nohon’ny habetsaky ny olona [4000 araky ny Rhino, 1000 hoy ny gazety lecourrier.ch ary 300 kosa araky ny Polisy].

Dia lasa nisy « disco mobile » tonga nanafana ny fotoana ary dia nifarana tamin’ny « alim-pandihizana an’arabe » ny fotoana. Marihina fa mbola misy 27 ireo toerana onen’ireo mponina an-keriny ny squat eto Genève.

[Le mouvement des squats fait corps autour de Rhino menacé de fermeture – tdg.ch >>]

[A Rhino, une fête hors les murs pour veillée d’armes – letemps.ch >>]

[lisitr’ireo squat eto Genève – letemps.ch >>]

Un commentaire sur “Vahoaka sesehena no nanoina ny antson’ny « squat du Rhino » [Genève, CH]”

  1. […] » >> | Nilavo-lefona andro orana ny tandroka menan’ny « squat du Rhino » >> | Vahoaka sesehena no nanoina ny antson’ny « squat du Rhino » >> | Miantso fanohanana ireo mponin’ny « squat du Rhino » >> | Noroahin’ny Polisy ny […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :