07|06|30 – Rossy sy Mima [Monnetier-Mornex, FR]

Sarin’i Rossy nadika tamin’ny L’oeil de l’éxilé | maisondesjournalistes.org

Ny Asabotsy 30 Jona 2007, manomboka amin’ny 20:00 ora alina dia misy rindran-kira ataon’ny tarika Malagasy Rossy sy Mima, izay arahina alim-pandihizana any Monnetier- Mornex [Salle Polyvalente, route Trois Lacs, Monnetier- Mornex, FR]. Manomboka amin’ny 13:30 ora atoandro amin’ny « diaporama » sy fitantarana angano Malagasy [15:30] ary « tombola » [18:00] ny fotoana.

Io hetsika io dia karakarain’ny Association ARLEM [Association Région Léman pour Les Enfants du Monde] ho fanohanana ny tetik’asa fanamboarana toeram-pitsaboana [dispensaire] any Madagasikara [filankevitra sy famandrihana +33 4 50 92 53 07|+33 6 80 99 60 29].

[flyer >>]

3 commentaires sur “07|06|30 – Rossy sy Mima [Monnetier-Mornex, FR]”

  1. MILAY IZANY EH HO AVY RAZOKINIBE FA HITAKO AO AMIN NY CROISSANCE.COM FA TOA MISY HATRAMIN NY MPITSOKA MOZIKAN ANDOHAVARY … MISY LEVONA IZANY

  2. Apres la Tanzanie, c’est la Suisse pour Rossy.😀 Quelle activite !

  3. @ Mainty Tongasoa etoana ary misaotra anao be dia be amin’ny fampitam-baovao farany momba an’i Rossy, hay ve ka avy any Andohavary ireo mpitsoka trompetra roalahy mpanao hiragasy mpiara-dia aminy e ?
    Indro apetrako eto ny rohy hoan’izay te-hijery ireo sarin’ny rindra-kira natao’i Rossy tamin’ny Zoma 8 Jona 2007 >> lasa teo
    Mamerina ny fisaorana amin’ny fitsidihana😉

    @ Lova J’étais pas au courant qu’il était en Tanzanie récement. Tant mieux pour la culture malgache🙂


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :