07|06|19-24 – Herinandron’i Madagasikara aty Soisa

Par : tomavana

Juin 14

Catégorie: fampisehoana

Poster un commentaire


Ny andro mialoha ny fankalazana ny fetim-pirenena Malagasy izay ahatsiarovana ny faha-47 taonan’ny fahaleovantenan’ny tanindrazantsika dia hotanterahina eto Soisa ambany fikarakaran’ny fikambanana madonline ny herinandron’i Madagasikara [semaine de Madagascar], manomboka ny Talata 19 Jona 2007 ka hatramin’ny Alahady 24 Jona 2007.

Anatanterahana hetsika maro hampahalalana an’i Madagasikara eran’i Soisa toy ny lahanteny arahina adi- hevitra, ny fampiratiana sary sy hoso-doko, ny fampisehoana sari-mihetsika [projection de film], ny varotra hai-tao Malagasy, ny rindra-kira sy ny fampisehoana vako-drazana ary ny alim-pandihizana.

[fandaharana – madonline.com >>]

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :