Andron’ny bisikleta teto Genève androany

Androany Asabotsy 2 Jona 2007, nanomboka tamin’ny 14:00 ora tolakandro dia nasaina ny mponin’i Genève ny hamangy ny tanànany amin’ny fombam-pitaterana manaja ny tontolo iainana.

Ora iray tao anatin’ny taona dia mba anjaran’ireo fiara vaventy sy manetroka indray ny niandry rehefa nizotra sy nibahan-dàlana ireto bisikleta mpiara-dia tsy mitsahatry ny nampaneno ny korintsany. Miandahy, miambavy, ny sasany mitendry banjô, ny sasany miaraka amin’ny kilonga, ny sasany efa fotsy volo, tsy fantatra intsony hoe iza no tompon-tany iza no vahiny, fetin’ny mpianakavy tsy an-kanavaka satria samy tompon-tanàna izay monina ao😀

[Ny fikambanan’ny mpanatitra taratasy am-bisikleta eto Genève – rouelibre.org >>]

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :