Mihira ny filoham-pirenena Soisa

Par : tomavana

Mai 20

Catégorie: ala-voly

Poster un commentaire


Miova isan-taona ary fidiana amin’izy fito mianadahin’ny « Conseillers fédéraux » ny filoha Soisa. Ny ministry ny raharaham-bahiny Ramatoa Micheline Calmy-Rey, izay vehivavy faharoa, sady reny sy renibe voalohany filohan’i Soisa am-perin’asa mandritra ity taona 2007 ity dia nihira ny « les Trois Cloches » tamin’ny fahitalavitram-pirenena Soisa tsr1, omaly alina, Asabotsy 19 May 2007.

Hira noforonin’ny teratany Soisa Jean Villard izay antsoina hoe Gilles [1895-1982] tamin’ny taona 1940. Nalaza nohon’ny nihiran’i Edith Piaf sy les Compagnons de la chanson tamin’ny taona 1946.« Les Trois Cloches » dia mitantra an’i Jean-François Nicot izay niaina tamin’ny tanàna kely ambanivotra Soisa. Raha fintinina dia tsotra fa tsy maka sarotra ny fiainany « teraka izy, nitia izy, dia nodimandry » [on naît, on aime, on meurt]😉

Tiako ilay hafatra nampitainy … tsy hisy haharitra eto an-tany fa ento mora ihany ilay fiainana😀

[« Les Trois Cloches » – tononkira >>]

[Edith Piaf sy les Compagnons de la chanson – youtube.com >>]

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :