07|05|19 – Antsam-panahy iraisam-pirenena [Genève, CH]

Ny antokom-pihira Valihan’i Jehovah no hisolontena ny Malagasy mandritra ny antsam-panahy [hira chorale] izay andraisan’ny firenena maro samihafa anjara [Breziliana, Filipina, Koreana, Malagasy, Soisa, …], izay hotanterahina ny Asabotsy 19 May 2007, manomboka amin’ny 17:00 ora hariva, ao amin’ny Temple de la Madeleine [place de la Madeleine, Genève | ao ambadiky ny C&A].

Izany dia tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny nifidianan’ny vahoaka ny Reformasiona teto Genève tamin’ny alalan’ny tsanga-tànana izay natao ny Alahady 21 May 1536.

Tsy misy vidim-pidirana.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :