07|05|17-20 – Madagasikara amin’ny Salon de l’Artisanat et des Saveurs du Monde [Divonne, FR]

Par : tomavana

Mai 13

Catégorie: fampisehoana

3 Commentaires


I Madagasikara no vahiny omen-kaja ao amin’ny « Salon de l’Artisanat et des Saveurs du Monde » izay hotanterahina ao Divonne, manomboka ny Alakamisy 17 May 2007 ka hatramin’ny Alahady 20 May 2007 ao amin’ny Esplanade du Lac, Divonne-les-Bains, FR.

Mpampiraty 15 avy amin’ny « Association Manarina » no haneho ireo hai-taony amin’ny zava-kanto, ny tao-zavatra, ny hai-fahandroan- tsakafo ary ny serasera dia ho hita ao avokoa [broderie, marqueterie, confection, minéraux, articles en corne, soie, vannerie, ferronerie, peinture sur soie, pépogravure, épices, restauration, tourisme].

[flyer >>]

3 commentaires sur “07|05|17-20 – Madagasikara amin’ny Salon de l’Artisanat et des Saveurs du Monde [Divonne, FR]”

  1. Miarahaba ,anareo izay online @zao fotoana zaoe,aty alavitra aty dia mila maharaka ny fandehany raharaha rehetra,firenena,fifihazana
    @maha mpiandry

    mahafaly ny mahita karazana,web site,momba ny fifohazana

    mirary soa saholo,e

  2. na aty aza tsy adino ny any tena na mahantra aza ny firenena malagasy
    mahereza daholo

  3. Tongasoa etoana ry lucia misa😀

    Misaotra amin’ny fametrahana hafatra dia samia mahery avoko isika e.


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :