07|05|17 – Hantatiana sy Fara Andriamamonjy [Andilly, FR]

Misy antsam-panahy hiderana an’Andriamanitra andraisan’i Hantatiana sy Fara Andriamamonjy anjara, ny Alakamisy 17 May 2007, izay ho tontosain’ny Sampana Vehivavy Kristianina ao amin’ny fiangonana FPMA [SVK-FPMA].

Manomboka amin’ny 11:00 ora maraina amin’ny adi-hevitra, sy fifanakalozana ary fiaraha-misakafo ny fotoana ao amin’ny Salle polyvalente Saint-Symphorien [74 350 Andilly, FR | filankevitra sy toro-làlana +33 6 28 20 10 82 | +33 4 50 92 74 60].

[flyer >>]

[Sampana Vehivavy ao amin’ny FPMA – svkfpma.free.fr >>]

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :