Kere ny any avaratra-andrefan’i Madagasikara



Nanao antso avo ny PAM androany [Programme Alimentaire Mondial] hoan’ireo olona 190’000 izay lany vatsy sy mila vonjy maika. Nanao fanambarana koa izy ny handefasany sahady amin’ny alalan’ny hélicoptère fitaovana sy sakafo mahatratra 100 t hoan’ireo monina any amin’ny faritra avaratra andrefan’ny nosy.

Na dia efa levona ela aza ireo rivo-doza nisesy nianjady tamin’i Madagasikara dia mbola maro ireo Malagasy mitondra takaitra satria mamely mafy ankehitriny ny « kere » na mosary [tsy fisian’izay sakafo hohanina].

Fiteny avy any atsimo ny kere, saingy lasa zary fomba filaza misolo ny mosary io fiteny io satria any atsimo no andrenesana hatry ny ela ny tsy fahampian’ny sakafo nohon’ny hain-tany.

[fampandrenesan’ny PAM – frantsayanglisy >>]

 

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s