07|04|29 – Tolakandron-korana [Lausanne, CH]

Ho fanohanana ny tetik’asa VJ FANORENANA izay hanorenana kianjam-pilalaovana sy fanatanjahantena any Madagasikara, mandritra ny fialan-tsasatra 2008, dia misy tolakandron- korana « thé concert » izay ravahana hira madinika Malagasy izay ho tontosain’ny antokom-pihira Valihan’i Jehovah ny Alahady 29 Aprily 2007, manomboka amin’ny 4:00 ora tolakandro ao amin’ny fiangonana protestanta Sévelin [avenue de Tivoli 74, Lausanne | filankevitra +41 78 629 61 15 | fandraisana anjara 10.- CHF na 7.- €].

2 commentaires sur “07|04|29 – Tolakandron-korana [Lausanne, CH]”

  1. Mahafinaritra be ny tetik’asan’ny VJ🙂 tsara hono hoe :p

  2. Izaho dia mitovy hevitra aminao😀 Ireo « cachets » 2006-2007 manontolo dia natokany hoan’io tetik’asa io. Ary amin’ny 2008, dia tsy hanao fialan-tsasatra fe fialan-tsasatra any Madagasikara fotsiny, fa ny tanjon-dry zareo dia mba hiara-hanorina amin’izay tanora mijanona any an-toerana tsangambato maharitra😀


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :