Mpaka sary daholo isika izao ! [Lausanne, CH]

Par : tomavana

Fév 8

Catégorie: ala-voly, sary

Poster un commentaire

Isika rehetra mpaka-sary izay maniry ny hizara ny talentany dia afaka mandefa ireo sariny, fa ny musée de l’Elysée [avenue de l’Elysée 18, Lausanne] dia manantanteraka fampiratiana sary « Mpaka sary daholo isika izao ! » [tous photographes ! | we are all photographers now !].

Izany fampiratiana izany dia natao hanomezan-danja ny talentan’ireo mpaka sary maty hanina [amateur] izay mitombo mihamaro tokoa hatramin’ny maha-malaza ireo fakan-tsary « numérique ». Izay sary rehetra voafidy dia hampiratiana maimamim-poana [gratuit] mandritra ny herinandro manontolo ao amin’ny musée.

Tous photographes ! manomboka ny Alakamisy 8 Febroary ka hatramin’ny Alahady 20 May 2007 [filankevitra + 41 21 316 99 11 | musee.elysee(amin’ny)vd.ch]

[fandaharana – elysee.ch >>]

[handefa sary – tousphotographes.ch >>]

[blaogy allphotographers.wordpress.com >>]

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :