07|01|28 – Fivavahana hoan’i Madagasikara [tanàna maro]

Par : tomavana

Jan 21

Catégorie: fanohanana, fivavahana

Poster un commentaire

Pastora Helivao Ramavoarimanga-Poget talen’ny Fifam otronin’ny ankizy, sary nadika tamin’ny l’appel.org

Misy fivavahana maro hampahalalana an’i Madagasikara, anasana antsika Malagasy, hatao ny Alahady 28 Janoary 2007 amin’ireto tanàna manaraka ireto:

– any Montreux [VD] amin’ny 10:00 ora maraina. I Didier Curty, dia hizara ny traik’efany taorian’ny herintaona nampianarany Matematika sy Fizika tany amin’ny sekoly FJKM tany Madagasikara,

– any Oron-la-Ville [VD] amin’ny 10:00 ora maraina. Ny iraka Madeleine Roulet dia hanao tatitry ny diany tany Madagasikara. Hisy « duplex » hifandraisana mivantana amin’ny Pastora Rtoa Helivao Ramavoarimanga-Poget tompon’andraikitry ny toby Fifam [Fifampandrosoana], any Antananarivo, Madagasikara.

– any Cugy [VD] amin’ny 10:15 ora maraina. Fivavahana mifantoka amin’i Madagasikara miaraka amin’i Jean-François sy Claudine Reber.

– any Rolle [VD] amin’ny 10:15 ora maraina. Fitsofan-drano an’i dokotera Rtoa Véronique Garin izay handeha hiasa 3 volana anivon’ny « fampianarana ho amin’ny fahasalamana » [éducation à la santé] any amin’ny toby Fifam [Fifampandrosoana], any Antananarivo, Madagasikara.

Ireo fanentanana ireo dia atao hampahalalàna sy hamatsiana ireo tetik’asa tohanan’ny DM-échange et mission any Madagasikara.

[Fifam – gazetim-piangonana Argovie, Jona 2006 pdf >>]

[lohahevitra sahala >>]

 

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :