06|12|07 – Dihim-paritra Malagasy [Genève, CH]


Ny Valihan’i Jehovah dia hanao fampisehoana any Genève, ny Alakamisy 7 Desambra 2006, amin’y 6 ora hariva. Izany ho hamarana ny andiam-pampisehoana vakoka Malagasy izay natombony tany Lugano ary nitetezany an’i Soisa.
Marihin’ny tompon’andraikitra fa fety ombam-panasana io ka ialana tsiny fa tsy misokatra hoan’ny rehetra. Mino aho anefa, fa mbola misy fotoana ahafahan’izay te-hanatrika mankafy ny talentan’izy ireo alohan’ny faran’ny taona 2006.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :