06|12|02 – Hetsika fanohanana fianaran’ny zaza Malagasy [Paris, FR]

Ny Asabotsy 2 Desambra 2006, manomboka amin’ny 12 ora atoandro dia misy hetsika [varotra fampiratiana, sakafo, dihim-paritra …] ho fanohanana ireo tetik’asan’ny fikambanana SoaMad [Solidaire avec Madagascar], any Paris [CICP, rue Voltaire 21ter, Paris XI, FR].

Maro ireo tetik’asan’ny SoaMad ary isan’izany ny famatsiana ny réseau KiLoNGA izay ahafahan’ny tsirairay miantoka ny fianaran’ny zaza Malagasy any Madagasikara [vatsim-pianarana 50.- euros/taona, filankevitra +33 1 39 51 42 72].

flyer bazar [fandaharana sy toro-lalàna, pdf] >>

réseau KiLoNGA, hahalala bebe kokoa [pdf] >>

lahantsoratra sahala >>

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :