Voina tsy misy mpiahy [Ambohitranala, MD]

Par : tomavana

Nov 10

Catégorie: fanohanana, tsetsatsetsa

2 Commentaires

+23 andro sahady izay no nianjadian’ny voina tany amin’ny fokontany Ambohitranala, Kaominina Androrangavola, Distrika Marolambo [Toamasina, MD] izay kilan’ny afo tanteraka tamin’ny Alarobia 18 Oktobra 2006 lasa [452 tafo potika, Malagasy 1998 1993 tsy manankialofana].

Ankilan’ny fifidianana izay mibahana ny vaovao any Madagasikara dia marobe ireo voina notaterina na dia ny afo fotsiny aza no tanisaina, marihiko manokana eto ny faritra Atsimo izay ianjadian’ny hain-tany sy Kere. Mitohy hatrany koa ny fikarohana ataoko, saingy +23 andro aty aoriana dia :
– tsy mbola naharenesana hetsika ny fitondram-panjakana,
– tsy mbola misy tatitra koa amin’ny filazam-baovao.

Tsy haiko avela ho voina tsy misy miraharaha, tra-boina tsy misy mpiahy ity, koa miandry vaovao amin’ny herinandro ambony ary manantena koa ny firaisankina Malagasy tsy ho teny foana.

hahalala bebe kokoa >>

2 commentaires sur “Voina tsy misy mpiahy [Ambohitranala, MD]”

  1. […] Tra-boina tsy misy mpiahy [Ambohitranala +28 andro] […]

  2. […] Manomboka misy mpiahy, anefa mbola tsy ampy famatsiana [ Ambohitranala +43 andro] […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :