06|11|03 – Fanosorana Mpitandrina [Lausanne, CH]

Par : tomavana

Nov 1

Catégorie: fivavahana

4 Commentaires

Tanterahina ny Zoma 3 Novambra 2006 amin’ny 5 ora tolak’andro ao amin’ny Cathédrale de Lausanne [CH], ny fotoam-pivavahana fanosorana [Culte de Consécration] ireo mpanompon’Andriamanitra vaovao 8 ho Mpitandrina sy ho Diakona ao anivon’ny fiangonana EERV [Eglise évangélique réformée du Canton de Vaud, CH]. Tsy diso anjara isika Malagasy, androm-pahasoavana hoantsika koa io andro io.

4 commentaires sur “06|11|03 – Fanosorana Mpitandrina [Lausanne, CH]”

  1. Ianao amin’ny sary io?
    Raha eny, maninona ary nieveriko fa lehilahy ianao?!😀 Ary tsy vaolohany aho diso teto amin’ny blaogasfera a! afa-baraka!😀
    Mandalo vetivetika fa mbola betsaka ny commentaires ho atao, na eto na any MM.

  2. Hay ve lahy ny fahitanao ahy e … mampitsiky ahy, anefa mba fantaro raha izany tokoa na tsia …😀
    Inoako fa tsy manova ny famakinao izay soratako izany, sa ?😉

  3. Tsy ho anova na inona na inona ka!🙂
    En fait, j’étais étonnée par la sensibilité de ton post Malagasyscopie, en me disant que tu devais être quelqu’un à fleur de peau, mais maintenant je comprends mieux car ne dit-on pas que les femmes sont plus sensibles?😀
    Fa tsy aiko mihitsy hoe maninona olona roa izao no nataoko hoe lehilahy! Miala tsiny🙂

  4. 🙂 Izaho anie tsy mbola nanamarina hoe tena vehivavy tokoa sa tsia e🙂 Ary tsy misy tokony ialanao tsiny satria safidiko ny tsy hamboraka avy hatrany izay mombamomba ahy.

    Mahaliana izay taratry ny olona avy amin’ny soratra. Misaotra😉


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :