Toeram-pitsaboana manaja mpiavy [CH]

Ho fampihenana ireo stress mety ateraky ny fandikam-pady na fihetsika tsy nahy na fiteny tsy azo amin’ireo vahiny sy mpiavy misedra ny fitsaboana eto Soisa, dia misy boky firaketana sy sarimihetsika [DVD], izay arahina fampiofanana, zaraina amin’ny mpitsabo sy ny mpiasan’ireo toeram-pitsaboana hoan’ny mpiavy [réseau d’hôpitaux pour la population migrante, CH]. Isan’ny tanjona koa ny fihenan’ny fandaniana ara-pahasalamana amin’ny alalan’ity tetik’asa ity.
Fampiharana ireo tsoakevitra avy tamin’ny fanandramana Toeram-pitsaboana manaja mpiavy [Migrant friendly Hospitals Project] notanterihana eran’i Erôpa no nahafahana nanangana ity tetik’asa ity.
Tsahivina hoantsika Malagasy fa izay toro-hevitra sy raharaha sahanin’ny sampan’asa Sosialy ao amin’ny FKMSM [CH] dia tanterahiny ao anatin’ny tsiambaratelo tanteraka.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :