Any Madagasikara, lasa i James Bond dia misosoka i 007

Par : tomavana

Oct 25

Catégorie: ala-voly

Poster un commentaire

Lasa ny mamba dia misosoka ny voay. Sendrasendran’ny fotoana, fa fotoana fohy taorian’ny fanamafisana ny handaozan’i James Bond, [Country Director, World Bank] ny Malagasy dia indro avy ilay mpitsikilo fata-daza loatry ny Anglisy, sy mitovy anarana aminy izay tsy mbola nitondra ny laharana 007 amin’ny fanombohan’ny tantaran’ny Casino Royal [hivoaka tsy ho ela]. Any Madagasikara hono no mialokaloka izay tena rain-dahiny amin’ny fampihorohoroana ka dia io no anton-diany.
Aza misy mitsoaka mandao tanindrazana fa sarimihetsika ihany izany ! Araky ny vaovao farany dia any Bahamas no nihetsehan’ny sary nanamboarana izany fa tsy tany Madagasikara akory.
Ho an’ireo nametraka fanantenana amin’i aotra ampiana aotra ampiana ets … [mira ?], mbola miandry vahiny hampandry tany ihany ve ? Ny azy aza ny olany tsy hitany izay anaovana azy.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :