06|11|04 – Hetsika hoan’ny marenina Malagasy [Lausanne, CH]

Ny Asabotsy 4 Novambra 2006, manomboka amin’ny 6:30 ora hariva dia misy sakafo Malagasy [vary, laoka voanjobory, lasary voatabia, tsindrin-tsakafo hafa kely] atao any Lausanne [Salle du Château d’Echallens, Place du Château, Echallens, CH].
Io hetsika io dia karakarain’ny Association Mirana [manohana ny marenina any Madagasikara] sy ny CAJO [Centre d’Animation de Jeunesse Œcumenique = Tanora Katolika sy Protestanta amin’ny faritra avaratr’i Vaud sy ny Distrian’i Echallens], ho fanohanana ny tetik’asan’izy ireo, sy fampahafantarana ny lasy iombonan’ny marenina Malgasy sy Soisa izay kasain-dry zareo any Antananarivo ary mifantoka amin’ny zon’ny marenina.
Irina ho azo alohan’ny Zoma 27 Oktobra 2006 ao amin’ny +41 21 861 48 58 na mirana @ mirana.org ireo famandrihana toerana.

Un commentaire sur “06|11|04 – Hetsika hoan’ny marenina Malagasy [Lausanne, CH]”

  1. […] [Sakafo fanohanana ny Association Mirana tamin’ny tana 2006 >>] Publié par tomavana rempli dans ala-voly, fanohanana Tagged: association mirana, madagascar, madagasikara, malagasy, malgache, marenina […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :