Miramirana koa ny Malagasy


Matetika ny fandrenesana an’i Madagasikara amin’ny vaovao ampitaina aty Soisa dia arahin-drivo-doza mahery, na areti-mandripaka, na rongatra valala, na olana politika sns, sns … Torak’izany koa rehefa misy fanangonam-bola dia mbola sary mitaky fiantrana ihany koa no manaraka ny Malagasy. Omaly Alahady 22 Oktobra 2006 anefa, tarehy mirana sy feno fahatokiana ny ho avy kosa no hitan’ireo olona nanatrika ireo lamesa noravahana hira Malagasy, maneran’ny fiangonana Katolika eto Soisa sy Liechtenstein.
Sarin’ny katekistan’Ambalavato, Diosezin’Ihosy [MD] nalaina teny Horombe; i Rebory io endrika Malagasy miramirana hita eran’i Soisa io.

lohahevitra sahala >>

Publicités

2 réflexions sur “Miramirana koa ny Malagasy

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s