06|10|22 – Zom-pifidianana hoan’ny vahiny [Genève, CH]

Amin’ny Alahady 22 Novambra 2006 izao no hifidy voalohany ireo vahiny mi-isa 38’647 monina eo amin’ny kominina Chancy sy Lancy ary Chancy [CH]. Izany no fampiharana voalohany ny safidim-bahoakan’ny canton de Genève [eny : 52,29 % | 24 Aprily 2005] ny hanome zom-pifidianana ny vahiny mahafeno fepetra [feno 18 taona | monina eo amin’ny kominina ifidianany | 8 taona nonenana eto Soisa (= manana taratasy)]. Marihina fa tsy afaka milatsaka ho fidiana izy ireo.

Tsy manelingelina anareo ve ny mahavery zom-pifidianana [fifidianana ny filoham-pirenentsika] ireo Malagasy monina ivelan’i Madagasikara ?

Un commentaire sur “06|10|22 – Zom-pifidianana hoan’ny vahiny [Genève, CH]”


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :