Mpianatra Malagasy mila tohana

Par : tomavana

Oct 17

Catégorie: fanohanana

1 Commentaire

Mitohy ny fitadiavan’ny réseau KiLoNGA olona hiantoka mpianatra ao amin’ny firaisam-pokotanin’ Imerina-Imady, Ambositra [MD]. Ireo mpiantoka dia mirotsaka ny hanohana ankizy roa amin’ny fiantohana ny vatsim-pianarana 50.- euros/taona [filankevitra +33 1 39 51 42 72].
Marihina fa vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny mpianatry ny Ecole Communale de Chenois [BE] dia efa miorina any an-toerana ny trano fitehirizam-boky hoan’ny ankizy.

hahalala bebe kokoa [pdf] >>

Un commentaire sur “Mpianatra Malagasy mila tohana”

  1. […] 06|12|02 – Hetsika fanohanana fianaran’ny zaza Malagasy [Paris, FR] […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :