06|10|28 – Kermesy sy Tombola [Genève, CH]

Par : tomavana

Oct 15

Catégorie: ala-voly, fanohanana

4 Commentaires

Ny Asabotsy 28 Oktobra 2006, manomboka amin’ny 2 ora tolak’andro dia hisy Kermesy [mozika malagasy sy lalao isan-karazany ary sakafo samihafa] any Genève [Salle paroissiale de Vernier, chemin de Sales 3, Vernier, CH].
Io lanonana io dia karakarain’ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina isan-taona, ho fanangonam-bola atokana hanohanana ireo tetik’asa maro izay ahazahoany fangatahana avy any an-tanindrazana.

4 commentaires sur “06|10|28 – Kermesy sy Tombola [Genève, CH]”

  1. Faly mitsidika eto amin’ny bilaoginao.
    Maro ve ny gasy any Suisse any? Izaho mantsy tsy lavitra, fa manankaiky ny Bâle kokoa, ary vao tonga eto Alsace.
    Tongava mitsidika!

  2. Izaho no voalohany faly sy misaotra @ tsidikao.
    Efa manomboka misimisy ny gasy aty na dia tsy azo ampitahaina @ frantsa aza.
    Mihamaro koa ireo hetsika mikasika ny tanindrazana anefa ny fampahalalana ireny matetika tsy maharaka.

  3. […] 06|10|28 – Sady milanona no manampy ny samy Malagasy [Genève, CH] […]

  4. […] [Kermesy tamin’ny taona 2006 >>] Posté par tomavana rempli dans fampisehoana […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :