06|10|22 – Alahadin’ny mission universelle hoan’i Madagasikara [Fribourg, CH]

Satria i Madagasikara tanindrazantsika no vain-dohan-draharahan’ny Missio-opm [Œuvres Pontificales Missionnaires suisse et liechtenstein] mandritra ity taona ity; ny 22 Oktobra 2006 izay Alahadin’ny mission universelle, dia hanohana izany asa fitoriana any amintsika izany ny fiangonana katolika manerana an’i Soisa.
Singanina amin’izany ny fivavahana [lamesa + hira katolika Malagasy] atao any amin’ny fiangonana St-Paul, Fribourg, amin’ny 9 ora, izay andraisan’ny antokom-pihira Valihan’i Jehovah anjara.

lohahevitra sahala >>

3 commentaires sur “06|10|22 – Alahadin’ny mission universelle hoan’i Madagasikara [Fribourg, CH]”

  1. Faly aho mafatatranao !
    Lien avy @ Technorati no hitako…
    Mipetraka any Soisa ve ?
    Misaotra betsaka nanisy any io lien io !

  2. Izaho no voalohany faly sy misaotra @ tsidikao.
    Ts’hita fa aty Soisa no mila ravinahitra e.
    Ary tsy misy fisaorana amin’ny rohy.

  3. […] MIVANTANA WEBCAST – 06|10|22 – 09:00 (GMT+1) – Alahadin’ny mission universelle [Fribourg, CH] malagasy […]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :