
Madagaskar-Tage 2011 | Masoala-kely #Zürich
Par : tomavana
Tags:antokom-pihira, dihim-paritra, dihy, EOS 450D, foto, hira, jehovah, madagascar, madagasikara, madagaskar, malagasy, malgache, masoala, photo, photographie, photographies, photography, photos, vako-drazana, valan-javaboahary, valiha, Valihan’i Jehovah, zoo zurich, zooh, Zurich
Catégorie: ala-voly, fampisehoana, fanohanana, sary, Valihan’i Jehovah
| Ouverture : | f/11 |
|---|---|
| Focale : | 18mm |
| ISO : | 400 |
| Shutter: | 1/320 sec. |
| Appareil photo : | Canon EOS 450D |
Ny antokom-pihira Malagasy Valihan’i Jehovah dia handray anjara toy ny mahazatra amin’ny fanafanàna sy fanentanàna [hira sy dihy vakodrazana Malagasy] ny fotoana mandritra ny fankalazana ireo andron’i Madagasikara izay tanterahina any "Masoalakely" (Hall Masoala) any amin’ny valan-javaboaharin’i Zürich [Zurich Zoo] ny Asabotsy 1 sy ny Alahady 2 Ôktôbra 2011.
Marihina fa ny orana mivatravatra dia hilatsaka ny Asabotsy say Alahady.
[FR] Le chœur malgache Valihan’i Jehovah animera par des danses et chants traditionels les journées de Madagascar célébrées à la Hall Masoala au Zoo de Zürich les samedi 1 et dimanche 2 octobre 2011.
La "pluie" tropicale est programmée dans le Hall Masoala les samedi et dimanche.
[ENG] The Malagasy choir Valihan’i Jehovah will perform a traditional songs and dances to celebrate the Madagascar days at Masola Hall in Zoo Zürich on Saturday 1 and Sunday, October 2, 2011.
The tropical "rain" is set in the Masoala Hall on Saturday and Sunday.
© tomavana | Hall Masoala | Zürich
Masoala-Kely taona hafa 2010 >> | 2010 >> | 2008 >> | 2007 >> | 2006 >> |
« Madagaskartage-2008 » | Isaorana an’i Tlika

[...] Topi-maso Madagaskar-Tage 2011 | Masoala-kely #Zürich [...]