#Madagascar | Mpatsaka | La corvée d’eau | The walk for water | Blog Action Day 2010

Par : tomavana

oct 15  

Tags:, , , , , , , , , , , , , , , , , , ,

Catégorie: rano, sary

4 Commentaires

Ouverture :f/5.6
Focale :55mm
ISO :100
Shutter:1/59 sec.
Appareil photo :Canon EOS 450D

Raha mihevitra ianao fa mijery sary mahafinaritra fotsiny, aza mora voafitaka!

Any Afrika fotsiny dia mahatratra ora 40 lavitrisa isan-taona no lany amin’ny fatsakana. Ary mazàna dia ny zaza amam-behivavy no mibaby ny havesaran’ny fanangonan-drano, izay manery azy ireo handeha kilaometatra maromaro vao mahita vòvo fatsakana.

Ny fanamaivanàna ny vesatry ny fatsakana sy ny fampidiran-drano madio ao an-tanana dia mandray anjara betsaka amin’ny ady amin’ny fahantrana |

[FR] Si vous pensez que vous êtes en train de regarder une image agréable, ne soyez pas dupe!

Rien qu’en Afrique, les villageois dépensent 40 milliards d’heures chaque année pour la corvée de l’eau. Habituellement ce sont les femmes et les enfants qui supportent ce fardeau du portage de l’eau, devant souvent parcourir plusieurs kilomètres à pieds avant d’atteindre la source la plus proche.

Alléger la corvée d’eau et approvisionner le village en eau potable contribue à la réduction de la pauvreté à bien des égards |

[ENG] Should you think, you are just watching a pleasant picture, don’t be fooled!

In Africa alone, people spend 40 billion hours every year just walking for water. Women and children usually bear the burden of water collection, walking miles to the nearest source.

Lighten the walk for water and supply the village with clean water contributes to poverty alleviation in many ways |

© tomavana | Mpatsaka sy mpagnetsa |
[Isandra, ouest de Fianarantsoa, Madagascar]

[Blog Action Day 2010 - blogactionday.org >>]
[Manangam-peo mikasika ny rano ireo mpiblaogy Malagasy | #BAD10 - malagasymiray.net >>]

About these ads

4 commentaires sur “#Madagascar | Mpatsaka | La corvée d’eau | The walk for water | Blog Action Day 2010”

  1. [...] [Tsy afaka mivoy zavatra hafa ireo zaza amam-behivavy raha mbola very hery fotoana amin'ny fatsakana - tomavana : #Madagascar | Mpatsaka | Blog Action Day 2010 >>] [...]

  2. nefa koa io fomba iray hiarahany ao antanana, hiresahana, hifaneraserana amin’izao tontolo ny samy maka ho azy izao.Any ampatsakana zahay vehivavy no mizara ny alahelo , ny fifaliana ny vaovao , ny zavamiseho aminy fiainana andavanandro.Marina anefa fa rehefa alavitra be(ny fatsakana) na koa maitany dia lasa olana eo aminy fiarahamonina ary koa sakana aminy fandrosoana.Teo aloha teo dia nanao fanentanana tany ambanivohitra ny fikambanana tsy miankina iray mba hampahafatarana azy reo ny fampiasana/fitandrovana ny rano avy aminy robinet ,tena "lavitra ny afo ny kitay" satry sarotra ny miala aminy mahazatra ary tsy takatry ny saina ny vidiny rano.Teo aloha alaina fotsiny, amin’izao sady mila mitandrina no mandoa vola.Lasa rahoraho eo aminy ifarahamonina , lasa fototry ny fifmaliana eo aminy mpiray tanana , araka ny fiteniny taolo hoe "Irimahory " ny fisiany rano.Henjana sy lavitra ny fampianarana"sensibiliasation" , atomboka aminy antitra ka miafara aminy bitika zay samy tompon’andraikitra daholo.Mino anefa fa liampivoarana ny olombelona ka atsy ho atsy dia mba hisy vokany ny fampianarana natao tany aminireo toerana maro samihafa.

  3. Mino aho fa tsy mifanohitra ny fanamaivanàna ny vesatry ny fatsakana sy ny fitandroana ny fiara-monina misy ;) izany hoe mino aho fa raha tsy fatsakana intsony dia mahita toeran-kafa ahafahany iresahana sy iadian-kevitra ireo mpatsaka, ary afaka miara-mikatsaka vahaolana mikasika ny disadisa ara-bola ireo mpiaramonina.

    Marina mihitsy ny teninao fa tsy mora ny manova, zavatra fa tsy maintsy misy lafiny roa hatrany ‘ny soa sy ny ratsy’

  4. [...] à l’eau potable ne signifie nullement disposer de l’eau courante à domicile car « la corvée d’eau » est une réalité qui transcende les différences de lieu d’habitations, on parcours des [...]


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

Suivre

Recevez les nouvelles publications par mail.

Rejoignez 42 autres abonnés

%d bloggers like this: