
Antsam-panahy Krismasy | Concert de Noël | Christmas concert [Malagasy | Genève]
Par : tomavana
Tags:antokom-pihira, antsam-panahy, christmas, fiangonana, fivavahana, hira, jehovah, krismasy, madagascar, madagasikara, malagasy, malgache, noel, noely, stl, valiha, valihan'i jehovah, vavaka
Catégorie: ala-voly, fampisehoana, fivavahana, sary, Valihan’i Jehovah
Ny FKMSM [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina] dia hanatanteraka Antsam-panahy Krismasy Malagasy izay andraisan’ny antokom-pihira malagasy maro anjara ary hotanterahina ny Asabotsy 19 Desambra 2009 amin’ny 19:00 ora hariva ao amin’ny fiangonana protestanta Servette [avenue Wendt 55, Genève | Tsy misy vidim-pidirana].
[FR] L’église œcuménique malgache FKMSM [ou ECMSE Eglise Chrétienne Malgache en Suisse et Environs | Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina] organise son desormais traditionel Concert de Noël avec la participation des nombreuse chorales malgache de la région lémanique, le samedi 19 décembre 2009 à 19:00 h à la paroisse protestante de la Servette [avenue Wendt 55, Genève | Entrée libre].
[ENG] The Malagasy ecumenical church FKMSM [Malagasy Christian Church in Switzerland and surroundings | Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina] organize its traditional Christmas concert with the participation of several Malagasy choirs from the Lemanic region, on Saturday December 19, 2009 at 19:00 in the temple de la Servette [avenue Wendt 55, Geneva | Free access].
© tomavana | Valihan’i Jehovah
