
Tsena harivariva | Soirée d’achats | Evening shopping [Genève]
Par : tomavana
Tags:christmas, Decorations, foto, genève, geneva, illumination, illuminations, malagasy, malgache, noel, noely, nuit, nuits, photo, photographie, photographies, photography, photos, Street Photography
Catégorie: sary
Làlana natokana hoan’ny mpandeha tongotra [sy fitateram-bahoaka] aty Geneva, indray takarivam-Detsambra. Mangatsiaka. Vetivety dia alina ny andro. Mamirapiratra ireo jiro ravaka Noely aman’alinalina. Am-pandaozana ny toeram-piasana, dia mirohotra any amin’ireo toeram-pivarotana ny mponina. Mbola maro ireo fanomezana tsy maintsy hovidiana |
[FR] Rue piétonne à Genève, un soir de décembre. Il fait froid. La nuit tombe vite. Les illuminations de Noël brillent de milles feux. A la sortie des bureaux, les habitants se pressent dans les magasins. Plein de cadeaux oblige |
[ENG] Pedestrian street in Geneva, one evening in December. It’s cold. Night falls quickly. The Holiday lights shine a thousand lights. On leaving office, people throng the shops. Lots of gifts required |
© tomavana | 09.12.2009, 18:32 |
[Rue de la Croix d'Or, Genève]
sary hafa | autre photo | other photo >> |

mahafinaritra mijery ny jiro mirehitra eraky ny sisiny arabe ! mampihena ny hatsika mamirifiry o!