Hanana elatra anie aho | Un jour je volerai | I will fly one day [Genève]
By: tomavana
tags: Bout-du-Monde, fete, fete du sport, foto, genève, geneva, malagasy, malgache, parapente, photo, photographie, photographies, photography, photos, printemps, Sport, sports
Category: sary
Ny fetin’ny fanatanjahantena 2009 izay nankalazaina eto Genève dia fotoana nahafahan’ny tsirairay niaina nivantana ireo nofinofiny … tanisan’ireo « taranja 70 ho azo fantarinà » … fa tsy voafetry ny fahefa-mividy na ny *taona intsony |
*Etsy ange: 16 taona sy mihoatra vao mahazo manamory irery ireto Elon’aina ireto aty Soisa.
[FR] La fête du sport 2009 à Genève c’était aussi de réaliser des rêves … parmi les « 70 sports à découvrir » … sans limites de moyens ni d’âges* |
* le vol individuel en Parapente est interdit au moins de 16 ans en Suisse.
[ENG] Sports Day 2009 in Geneva allow also to realize dreams … among the « 70 sports to be discovered » … without resources limits nor *age limits |
* individual Paragliding flight is forbidden under age 16 in Switzerland.
© tomavana | stade du Bout-du-Monde |
[route de Vessy 12, Genève]
Sary hafa | Autres Photos | Other photos : Elon’aina | Parapente | Paragliding [Salève] >>
