
Fanafody miaro amin’ny tazo an-dàlana ho any Madagasikara | Médicament anti-grippal en route pour Madagascar | Anti-flu heading for Madagascar [Genève]
Par : tomavana
Tags:crise, Epidemie, foto, genève, geneva, grippe, grippe "A", grippe mexicaine, grippe porcine, h1n1, madagascar, madagasikara, madagaskar, malagasy, malgache, OMS, pandemie, photo, photographie, photographies, photography, photos, porcine, Roche, Roches, Santé, Tamiflu, Téléjournal, tsr
Catégorie: fanohanana, sary, tsetsatsetsa
« Ny vondrona Soisa mpanao fanafody Roche dia nanolotra Tamiflu (fanafody miaro amin’ny tazo) miisa 5’000’000 mahery ho fanomezana ny OMS [Fikamban'ny Firenena Mikambana hoan'ny Fahasalamana] »
Tamin’ny sarin’ny vaovao an-tsarin’ny Fahitalavitra Soisa io atoandro io, dia hitako ny anaran’ny Madagasikara ho isan’ireo firenena iantefan’izany fanomezana izany |
[FR] « Le groupe pharma suisse Roche offre plus de 5’000’000 de nouvelle doses de Tamiflu (anti-grippal) à l’OMS »
Sur les images du TJ suisse romande de la mi-journée, j’ai distingué Madagascar parmis les pays destinataires |
[ENG] « The Swiss pharma group Roche offers more than 5,000,000 new doses of Tamiflu (anti-flu) to the WHO »
On Swiss TV mid-day news today, I saw Madagascar among the recipient countries |
© tomavana | TSR 12:45, 12.05.2009 |
jereo | regarder | watch : « H1N1: la tournée mondiale continue » – tsrinfo.ch>>
Grippe porcine: Roche offre un nouveau lot de Tamiflu à l’OMS – tdg.ch 12.05.2009>>

Ohatran’io izany no fanoratana "Madagasikara" amin’ny teny Soisa?
Any amin’ny faritra miteny Alemanà, any Bâle no misy ny orinasa Roches
fa 4 kosa ireo fiteny ofisialy aty Soisa :
- Alemanà (Zürich, Saint-Gall, Bern renivohitra …),
- Frantsay (Genève, Lausanne …),
- Italiana (Ticino / Tessin ihany),
- Romansha (tokana koa Grison / Graubünden / Grischun / Grigioni ireo 4 ireo dia samy anarana azo iantsoana azy daholo).