Kibaby mavokely | Sac à dos rose | Pink backpack [Genève]

Androany no andro famaranana ny andiany faha-18-n’ny europ’art, izay varotra fampiratiana kolotsaina iraisam-pirenena, izay natao tao amin’ny Geneva Palexpo |

*Etsy ange: kibaby = ki(-tapo) + (fi-)baby

[FR] Aujourd’hui se termine la 18me édition d’europ’art, salon international d’art, qui s’est tenue à Geneva Palexpo |

[ENG] Today ends the 18th edition of Europ’Art, international art exhibition, held at Geneva Palexpo |

© tomavana | europ’art’09 |
[Geneva Palexpo]

europ’art’09 genève | europart.ch >> |

2 Responses to “Kibaby mavokely | Sac à dos rose | Pink backpack [Genève]”

  1. Tsy ratsy indray ilay kibaby ka :)

  2. Fa angaha tsy voatery mamorona ny tsy misy ny iafarany ;) mankasitraka !


Leave a Reply