
Hiran’antokom-pihira Malagasy | Chants de choeur malgache | Malagasy choir songs [Plan-les-Ouates, Genève]
Par : tomavana
Tags:antokom-pihira, chorale, Espace 2, foto, hira, jehovah, madagascar, madagasikara, malagasy, malgache, photo, photographie, photographies, photography, photos, protestant, rsr, valiha, valihan'i jehovah
Catégorie: fivavahana, hira, Valihan’i Jehovah
| Ouverture : | f/3.5 |
|---|---|
| Focale : | 34mm |
| Shutter: | 1/100 sec. |
Omaly indray, dia nanandratra avo ny kolotsaina Malagasy ny antokom-pihira iraisam-pinoana Valihan’i Jehovah raha nanatanteraka hira nivantana tao amin’ny radio Soisa Espace 2 izy ireo omaly Alahady 29 Martsa 2009. Ny ahy aloha dia ireo hiram-paritra roa "Rombaho" avy any Atsimo sy ny "Zagnahary araiky" avy any Avaratra-Andrefana no tena nampangoritsana ahy.
Mba henoy hoe [rohy etsy ambany] dia lazao izay hevitrao.
[FR] Fidèle à son habitude la chorale œcuménique malgache Valihan’i Jehovah a [encore une fois] fait honneur à la culture malgache hier dimanche 29 mars 2009 à la radio suisse romande Espace 2. Mais je dois avouer avoir particulièrement eu des frissons à l’écoute des chants du sud "Rombaho" et du Nord-Ouest "Zagnahary araiky."
SVP écoutez [liens en fin de l'article] et donnez votre avis.
[ENG] As usual, the œcumenical Malagasy choir Valihan’i Jehovah [again] honors the Malagasy’s culture by performing native songs at the french speaking swiss radio Espace 2, on Sunday 29 March 2009. But I must confess to having had chills listening to the song from South "Rombaho" and the Northwest one "Zagnahary araiky. "
Please listen [links at the end of the post] and give your opinion.
Vonona aho | Je suis prêt | I’m ready Valihan’i Jehovah [Plan-les-Ouates, 29.03.2009 - 10:06] >>
Rombaho [Andrianagnahary] | Viens à notre secours [Dieu] | Help us [God] Valihan’i Jehovah [Plan-les-Ouates, 29.03.2009 - 10:20] >>
Ny herin’ny teny | La Puissance du Verbe | The word’s power Valihan’i Jehovah [Plan-les-Ouates, 29.03.2009 - 10:46] >>
Zagnahary araiky | Un seul Dieu | One God Valihan’i Jehovah [Plan-les-Ouates, 29.03.2009 - 10:55] >>
Plan-les-Ouates, 29.03.2009 – 10:00 Hanaraka ny fotoam-pivavahana manontolo | Ecouter le culte en entier >>

Salut Tomavana,
Misaotra fa mahafinaritra ny mihaino ny hira.
mm
Mahamanina ny mihaino anareo ee, tohizo fa tsara b
Mahafinaritra ny mihaino anareo! Mampatsiarotsiaro….
Mazotoa daholo amin`ny asan`i Tompo!
Misaotra an’i Tomavana. Mendrika , ankafizina, lavorary ary tena tomombana…
Iarahantsika misaotra tsy an-kanavaka ireo mpihira ra-MM
izaho nandika rohy fotsiny
Faly mandray anareo eto ry Haingo sy Viviane
marina tokoa fa tena mahamanimanina sy mampatsiarotsiaro ireo hira.
Misaotra tamin’ny fandalovana narahin-kafatra.
"Izay henoko ihany no ambarako anao" ra-toOk a
fa manantalenta aloha ry zareo Valihan’i Jehovah e.