
Ireo jiro haingo Noely | Illuminations de Noël | Xmas lights | Genève
Par : tomavana
Tags:christmas, Decorations, foto, genève, geneva, illumination, illuminations, Iphoneographie, malagasy, malgache, noel, noely, nuit, nuits, photo, photographie, photographies, photography, photos, reflet, reflets
Catégorie: sary
| Ouverture : | f/2.8 |
|---|
Tsy mahalala izany déléstage izany … ary tsy mitsitsy mihitsy fa vao mainka aza mifaninana ireo orinasa samihafa amin’ny fanaingoana ny manodidina azy amin’izao ankatoky ny Krismasy izao aty Genève |
[FR] Contrairement à Madagascar, Genève ne connait pas de pénurie d’électricité … l’économie de cette ressource ne semble pas non plus d’actualité au vu des différentes illuminations de Noël qui décorent les différentes entreprises en ce temps de l’avent |
[ENG] Unlike Madagascar, Geneva does not experimented shortage of electricity … the economy of this ressource does not seem relevant in view of the various Christmas lights illuminations which decorate the various companies at this Advent’s season |
© tomavana | Arbres en lumières |
[rue François Dussaud 3-7, Genève]

Raovina aza vao mba hisy oh io etsy @ 13 mai?
Rahoviana tokoa angaha … manao ahoana tokoa ny delestazy ao Iarivo amin’izao andro fahavaratra izao ?
Mahafinaritra ery izy izany
ny delestazy misy fa ny any aminay aloha tsy dia lava be eh, eo aminy 30mn ra be indrindra, tsy fantatra ra hiova na tsia.
Vaovao tsara izany … ary aha hisy ihany fiovany dia enga enie mba hihatsara
Misaotra Tomavana a