
Mavokely | Rose | Pink
Par : tomavana
Tags:barbie, blonde, blondes, cadeau, cadeaux, christmas, EOS 450D, foto, genève, geneva, jouet, jouets, La vie en Rose, liana, malagasy, malgache, noel, photo, photographie, photographies, photography, photos, poupée, princesse, princesses, rose
Catégorie: sary
| Ouverture : | f/8 |
|---|---|
| Focale : | 53mm |
| ISO : | 800 |
| Shutter: | 1/40 sec. |
| Appareil photo : | Canon EOS 450D |
Tsy dia mpankafy irony tantarana andriambavikely irony … na koa tantarana blaondy intsony aho, anefa satria nitsikiany aho raha sendra nandalo ary indrindra satria isan’izay ankafiziko [fatratra] io anarany io, dia indro zaraiko aminareo ny sarin’ny Andriambavikely Liana … otronin’ireo saribakoly maka tahaka ny endriny.
Ary nahoana koa moa aho no dia nalaky lasa olon-dehibe ?
[FR] A priori je ne suis plus friand des histoires de princesse … ni de blonde non plus, mais comme elle m’a gratifiée d’un jolie sourire et surtout parce que j’aime [particulièrement] ce prénom, je vous présente la princesse Liana … entourée des poupées à son effigies.
Pourquoi suis-je devenu adulte trop vite ?
[ENG] I am no more fond stories of Princess … nor blonde stories, but as she has smiled to me and because I [especially] like her first name, let me introduce you to the diamond castle princess Liana … surrounded by her dolls effigies.
Why am I grown up too fast ?
© tomavana | Princesse Liana |
[Grand magasin Manor, Genève | 19.11.2008]
8 commentaires sur “Mavokely | Rose | Pink”
Poster un commentaire Annuler la réponse.
twitter-naka
- Andriamanitsinoro Charles RT @djenad: A mes tweetos de #Madagasikara ..un joueur de #Madagascar a gagné, hier, la coupe #Algérie avec l'USMA 1 month ago
- [de +en+ de rumeurs] à la veille de la publication de liste des candidats #présidentielle #Madagasikara #MDG2013 bit.ly/ZpIHpE 1 month ago
- 24ans originaire de #Madagasikara Damien Formaz, ex-candidat Mister #Suisse romande vit son #AmericanDream à #Miami ff.im/1fh3UK 1 month ago
- ya pas +de montée que de descente #Madagasikara RT@Andriamihaj: Ça m'étonnera toujours les gens à #vélo en ville de Fianarantsoa #Madagascar 1 month ago
- #Photo #Pic #Sary ➼ Salines | Belo-sur-Mer Saltworks #Madagasikara #Madagascar by © Franck Vervial aka @vervialphoto flickr.com/photos/vervial… 1 month ago
kabarinazy
maresaka
- Les interdits ne valent-ils que pour ceux qui ne peuvent payer? #Genève
- Certes, Tana est en flamme mais il ne fait pas bon d'habiter en province
- #Genève en lettres géantes
- [update] Lalana tondraka | Route inondée | Flooded road [#Madagascar]
- Lebu | Ny rivomahery Ivan tantarain'izay nisedra azy tao amin'ny nosy Boraha
- UNIGE 450
- Les 40′000 oubliés des événements de Madagascar
- Hiran'antokom-pihira Malagasy | Chants de choeur malgache | Malagasy choir songs [Plan-les-Ouates, Genève]
- Voaloham-pejin-gazetiko | Ma une | My frontpage
- Tired Bunnies | #LakeParade 2012 #Genève
Propulsé par WordPress.com. Thème : Duotone par Automattic.
Mahafinaritra tokoa ilay zazavavay an!
ANgaha efa nividy kilalao krismasy sahady ianareo any soisa any?
F’angaha tsy loza … raha ireny kilalao raitra fatra-pitady ireny dia efa misy lany ka voatery mi-kômandy … ary miandry sy manantena hoe mbola hisy ny tolotra manaraka.
Ny aty koa ny tsara efa lasa daholo, vao vita ny halloween dia efa namidy ny kilalao noely dia efa roboka ny ray aman-dreny mameno caddy… angaha tsy loza tokoa!
Lasa commercial be loatra ilay izy, ny tena koa moa aty amin’ny tany tsy dia be mpivavaka ka adino ny tena marikin’ny Noely!
Fanilo an-tany maizina … aoka tsy ho lefy na ho kivy … ary ampitao amin’ny zanaka aman-jafy fa tsy dadaben’i Jesosy akory i Dadabenoely … na dia atao aza hoe samy mihevitra izay mety ho fitondra-tena.
barbie en chair et en os
) sa princesse? Tsy hay intsony
Nilahatra mihitsy zazavavy haka sary miaraka taminy … tsy adino koa anefa ny manery ireo ray aman-dreny ny hividy izato saribakoliny … fa raha tsy izany tsy tanteraka ny fahatsiarovana.
Heveriko fa tena vehivavy ilay izy tamin’ny voalohany hihihi
Dia ambarako anao fa tena vehivavy io Ra-Tokinao a
nasiana manjamaso sy nohogoana sary nampiankanjoana mba hitovy endrika amin’izato entam-barotra