
Antsam-panahy Krismasy Malagasy | Concert de Noël malgache | Malagasy Christmas concert [Genève]
Par : tomavana
Tags:antokom-pihira, antsam-panahy, christmas, fiangonana, fivavahana, hira, jehovah, krismasy, madagascar, madagasikara, malagasy, malgache, noel, noely, stl, valiha, valihan'i jehovah, vavaka
Catégorie: ala-voly, fampisehoana, fivavahana, Valihan’i Jehovah
Ny FKMSM [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina] dia hanatanteraka Antsam-panahy Krismasy Malagasy izay andraisan’ny antokom-pihira malagasy maro anjara ary hotanterahina ny Asabotsy 20 Desambra 2008 amin’ny 19:00 ora hariva ao amin’ny fiangonana protestanta Servette [avenue Wendt 55, Genève | Tsy misy vidim-pidirana].
[FR] L’église oecuménique malgache FKMSM [ou ECMSE Eglise Chrétienne Malgache en Suisse et Environs | Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina] organise son desormais traditionel Concert de Noël avec la participation des nombreuse chorales malgache de la région lémanique, le samedi 20 décembre 2008 à 19:00 h à la paroisse protestante de la Servette [avenue Wendt 55, Genève | Entrée libre].
[ENG] The Malagasy ecumenical church FKMSM [Malagasy Christian Church in Switzerland and surroundings | Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina] organize its traditional Christmas concert with the participation of several Malagasy choirs from the Lemanic region, on Saturday December 20, 2008 at 19:00 in the temple de la Servette [avenue Wendt 55, Geneva | Free access].
[flyer >>]

mmhh saika ho any ihany aho hihihih, nefa hanao inn any moa raha tsy hahita tava anao koa, hhmmmm soava dia e!!!!! dia mirary fety sambatra ho anao sy ny fianakavianao ô!
Misaotra betsaka dia torak’izany koa anareo amin’ny hatsiaka