Miblaogy momba an’i Afrika | Bloguer sur l’Afrique | Blog about Africa
Par : tomavana
Tags:afrika, afrique, Ambohibory, Ambohitrimanjaka, andoharanomaitso, fianarantsoa, madagascar, madagasikara, malagasy, malgache, montagne, montagnes, omby, panorama, photo, photographie, photographies, photography, photos, Pourquoi bloguer sur l'Afrique ?, riziere, tanimbary, zebu
Mitodi-doha mody
omby telo sy ny mpiandry azy
manaraka ny sisin-tahalaka tanimbary
vita asa sy voavadika bainga
ambany fiandrianan’ny vohitra roa
Ambohibory sy Ambohitrimanjaka.
An’i Madagasikara ny foko, na dia atao hoe monina aty Genève aza aho … izany no tsy mampangina ahy fa miblaogy |
[FR] Sur le chemin du retour au village
3 zébus et leur gardien
suivant les rebords de rizières
dont la terre a déjà été retournée et prête
sous le regard majestueux de deux sommets
Ambohibory et Ambohitrimanjaka.
J’ai beau vivre à Genève, mon cœur est à Madagascar … c’est pourquoi je blogue pour |
[ENG] On the way back home
3 zebus and their guard
following the edges of ricefields
whose land has already been prepared and ready
under the majestic glance of two summits
Ambohibory and Ambohitrimanjaka
I may live in Geneva, my heart belongs to Madagascar … that’s why I do blog for |
© tomavana | Ambohibory & Ambohitrimanjaka |
[Isandra, Betsileo, Madagasikara]
Relais à Lomelle, Lova, Vola, Rondro, Sipagasy reçue de news2dago |
15 commentaires sur “Miblaogy momba an’i Afrika | Bloguer sur l’Afrique | Blog about Africa”
Poster un commentaire Annuler la réponse.
twitter-naka
- Andriamanitsinoro Charles RT @djenad: A mes tweetos de #Madagasikara ..un joueur de #Madagascar a gagné, hier, la coupe #Algérie avec l'USMA 1 month ago
- [de +en+ de rumeurs] à la veille de la publication de liste des candidats #présidentielle #Madagasikara #MDG2013 bit.ly/ZpIHpE 1 month ago
- 24ans originaire de #Madagasikara Damien Formaz, ex-candidat Mister #Suisse romande vit son #AmericanDream à #Miami ff.im/1fh3UK 1 month ago
- ya pas +de montée que de descente #Madagasikara RT@Andriamihaj: Ça m'étonnera toujours les gens à #vélo en ville de Fianarantsoa #Madagascar 1 month ago
- #Photo #Pic #Sary ➼ Salines | Belo-sur-Mer Saltworks #Madagasikara #Madagascar by © Franck Vervial aka @vervialphoto flickr.com/photos/vervial… 1 month ago
kabarinazy
maresaka
- Incendie de l'installation du sculpteur Etienne Krähenbühl à #Genève
- Deal point in #Genève
- Retrouvailles chaleureuses à l'occasion de la venue du groupe folklorique Ny Ako de #Madagascar à Annemasse
- Colors #Genève
- Ny mpiasan'ny Ingedata sy ireo tokantena mitady sipa amin'ny Aterineto
- Mon blog à la télé suisse ou Quand l'émission #TTC consacre un sujet sur la « Voiture gelée de #Versoix » #RTS #TSR1
- Dome in progress [#Genève]
- Fetin'ny Fahaleovantena | Fête de l'Indépendance | Independence Day | euro 2008
- Geodesic dome in #Genève
- #Genève en lettres géantes
Propulsé par WordPress.com. Thème : Duotone par Automattic.

wow it’s beautiful, tsara be, magnifique.
mety hiditra guiness ity tag ity en termes de qualité et rapidité
Oui an’i Madagasikara marina ny fo…
@ Joan merci de nous réveiller de temps en temps
@ maintikely
pas très loin de mon ambanivohitra en plus, misaotra To mampatsiahy anahy !
"any ambanivohitra any lahy,
lohasaha izay mitodamandavana,
mangina sady tony,
alokalofan’ny havoana tsy hita fetra…"
aie, bonjour nostalgie.
Ca fait du bien de blogguer sur l’Afrique, notre Afrique !
@ ikalakely
tsara sady mahavokatra kosa ny ambanivohitrareo
@ ikalamako hasakasak’ireo izay hanadino ny tany nihaviany sy nipoirany tokoa aloha
Gasy ka manja e!
milay be le sary nama a! fa za oa fanina oe aiza io toerana io? tsatoka ny ahy ity an! manamorona ny RN7 ve? sa RN1 sa RN4? sa aiza tokoa!
misaotra mbola matsiaro ny tanindrazana e! sady zany dago zany anie ka tsy mety lany manja e! taniko ka tiko, tsy foiko atakalo na ho soloina tanin’olon-kafa
@ news2dago làlana mankany Soatanana raha avy aty Atsimo izy io. Akaikin’ny Talata Ampano, eo Antsampanana no mandao ny RN7 mihodina miankandrefana.
@ rambelosonrondro tsy misy fisaorana fa raha ny fitadiavana tokoa mahazaka maniraka … tokana ihany ny fihaviana.
Faly mandray anao eto
Mampamangy any Tomavana a. Ny fonay koa any foana.
Biz
Ampitampitaiko foana fa tsy mitelin-kafatra izany ny aty … sao dia be kibo eo
Si mes yeux pouvaient parler ils diraient "quelle merveille ce pays"
Bienvenue par ici Mitia la "Madafricaine"
tu sais on cohabitte bien avec ton coeur ici à Mada et on aimerai bien que tu nous rends visite ici. Ton coeur et nous t’attends ein
Bienvenue dans la place as2coeur
Tu as raison les visites renforcent les amitiés … "izay mahavangivangy tokoa tian-kavana !"