Léman | Genève

Topi-maso ny farihy Genève / farihy Léman avy eny amin’ny harambato Naye [2045 m] Montreux io tanàna amorom-parihy ankavanana io, ery am-pita kosa ireo tendrombohitra ambonin’ny Evian [France]

[FR] Le lac de Genève / lac Léman vu depuis le Rocher de Naye [2045 m] Montreux est la ville au bord du lac à droite, en face le massif au-dessus d’Evian [France]

[ENG] Lake Geneva / lake Léman seen from the Rock of Naye [2045 m] Montreux is the lakefront city on right, across the lake are the french Alps above Evian [France]

© Tomavana | Léman | Genève
zoom >>

Sary hafa [2007] | Autres Photos [2007] | Other photos [2007] : Topi-maso an’i Genève  | Genève vu depuis le Jura | Geneva seen from the Jura >>

About these ads

8 commentaires sur “Léman | Genève”

  1. salama!

    aiza ho aiza ny toetrandro izao! efa hanomboka indray mantsy ny rivodoza!
    efa zatra ilay meteo teto @ baloginao izahay

  2. Misaotra anareo rehetra amin’ny famporisihina e !

    Ny momba ny topi-maso amin’ny toetr’andro indray mbola mila fiheverana kely fa 8O toa tsy mety mivoaka ireo pejy efa tao taloha amin’ity endrika iray nofidiako ity

  3. Ary nisy feo nanako mafy hoe :
    "Haka sary aho avy eny amin’ny rahon’ny lanitra,
    ary ny mpiblaogy rehetra no hahita" hihihihi

    Marina tsy toy ny mampandefa eritreritra ity sary napetrakao : manambara paradisa ve, sa ny tany fony tsy nisy n’inon’inona, hihihi

  4. Izaho koa mba isan’ireo mpankafy mianika vohitra, ary rehefa tonga eny an-tampony avy eo mioty izay arantin’ny voahary eo anoloan’ny maso 8O "ary hitako fa tsara ny voahary!"

    Tena lasa lavitra eritreritrao ! :D

  5. [...] Topi-maso manodidina ny faritra Atsimo sy Andrefana avy eny amin’ny harambato Naye [2045 m]. Ireo sary roa teo aloha no natambatra [1>> + 2>>] [...]

  6. [...] hafa [2008] | Autres Photos [2008] | Other photos [2008] : Topi-maso an’i Léman | Lac de Genève vu depuis le Rocher-de-Naye | Lake Geneva seen from the… [...]


Poster un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

Suivre

Recevez les nouvelles publications par mail.

Joignez-vous à 35 followers

%d bloggers like this: