Tahala-tsary | Galerie | Gallery | euro 2008
Mifarana eto ny fanamby nifanaovako taminareo ny hanapariaka “sary iray isan’andro” … lasa sary roa isan’andro moa ilay izy nohon’ny hamaroan’ireo zavatra tiana zaraina. Indro ny rohy mankany amin’ny tahala-tsarin’ny Erô-kitra 208. Misaotra anareo nahatsiditsidika |
[FR] Cette image marque la fin du pari de publier “une photo par jour” … finalement 2 photos par jour ont été publié, trop de sujets à partager. Voici le lien pour la galerie de photo. Merci pour votre intérêt |
[ENG] This image marks the end of my bet to publish “a picture a day” … finally 2 photos per day have been published, so many subjects to share. Here is the link to the photo gallery. Thanks for your interest |
© tomavana | euro 2008 |

Misaotra betsaka fa dia nisonenika tokoa nahita ireo sary marobe e!
efa mba nomanina ve ny fahatongavan’ny ambasadaoro vaovao e!lol
Ianao no isaorana tamin’ny famangivangiana matetika sady antenaiko fa mipetraka tsara amin’izay ilay rohy Aterineto fa tsy tapatapaka intsony
Asa tokoa r’ise momba ny Ambasadaoro, izaho manokana aloha nisitaka andro vitsivitsy ka izany no nahaela ny valin-kafatrareo e. Efa tokony ho tonga tokoa izy izay ô ?
Atao akory fa tsy dia manana avara-pàtana ao amin’ny Ambasady ao raha ny tena … saingy ampitaiko ihany raha vao aharenesako vaovao