
Masoivohon’i Madagasikara aty Soisa | Représentation de Madagascar en Suisse | Representation of Madagascar in Switzerland
Par : tomavana
Tags:ambassade, embassy, EOS 450D, euro 2008, euro2008, eurofoot, fête nationale, foto, genève, geneva, independence-day, madagascar, madagasikara, malagasy, malgache, photo, photographie, photographies, photography, photos, uefa
Catégorie: sary
| Ouverture : | f/13 |
|---|---|
| Focale : | 35mm |
| ISO : | 400 |
| Shutter: | 1/250 sec. |
| Appareil photo : | Canon EOS 450D |
Hankalazaina ny Asabotsy 28 Jona 2008 any amin’ny Salle du Vélodrome, Genève, manomboka amin’ny 18:00 ora hariva, ny fetin’ny fahaleovantenan’i Madagasikara hoan’ireo namana aty Soisa sy ny manodidina [chemin de la Mère-Voie 62, Plan-les-Ouates] |
[FR] La fête de l’indépendance de Madagascar sera célébré le samedi 28 juin 2008 à la Salle du Vélodrome, Genève, dès 18:00 h [chemin de la Mère-Voie 62, Plan-les-Ouates] |
[ENG] The Independence Day of Madagascar will be celebrated Saturday, June 28, 2008 at the Salle du Vélodrome, Geneva, as of 06:00 PM [chemin de la Mère-Voie 62, Plan-les-Ouates] |
© tomavana | euro 2008 |
[avenue de Riant-Parc 32, Genève]
Sary nohalehibiazina | Zoom >>

[...] Masoivohon’i Madagasikara aty Soisa | Représentation de Madagascar en Suisse | Representation of … Tramway Swiss | [...]
tratry ny fety zany e!
na dia dephasé 2 andro be izao!
Manao ahoana ny fety ao ry Tomavana a ! hi hi
Ny fety taty koa androany no natao any Pretoria fa izaho tsy nandeha !
Misaotra amin’ilay sary. Ohatra ny tena trano gasy ery ilay trano amin’ilay tafo + lavarangana na dia somary boribory aza.
za vo saika hiteny kay voalazan’i pissoa
fa tena trano gasy no tonga tao antsaiko vao hitako ilay sary
Misaotra ny tsirairay amin’ny firariantsoa rehetra e … dia samy ho tratry ny ho avy daholo
Ilay toerana nakana sary no mahatonga izany fa trano kambana [maison mitoyenne] izy io raha ny tena izy
Trano gasy hafa ndray izy izany ‘ko. Tsy ratsy
Trano vita novidiana ilay izy (tamin’ny taona 1998 ?) fa tsy namboarina araky ny rafitra gasy kah ! Asa tokoa re raha ny endriny manokana no isan’izay nifidianana azy io manokana ?