08|02|09 - Dédesse | Vero & Cynthia | Ninie Doniah | Randria [Etrembières, FR]
By: tomavana
tags: arlem, cynthia, dedesse, madagascar, madagasikara, malagasy, malgache, ninie doniah, randria, vero
Category: fampisehoana, fanohanana
« Tsaiky be » [Tsaiky be araiky, kamboty reny, tsy kivy ...] Dédesse
Isaorana an’i BBLOOTA
Ny Asabotsy 9 Febroary 2008, manomboka amin’ny 20:00 ora alina dia misy rindran-kira Malagasy, izay arahina alim-pandihizana, hankalazana ny fetin’ireo mpifankatia na “Saint-Valentin” hotanterahin’ny mpanakanto isany tarika Dédesse, Vero & Cynthia [Feon'ala], Ninie Doniah, Randria, atao any Etrembières [Salle des fêtes Pas-de-l'Echelle, chemin Veyrier, Etrembières, FR].
Io hetsika io dia karakarain’ny Association ARLEM [Association Région Léman pour Les Enfants du Monde] ho fanohanana ny tetik’asa fanamboarana toeram-pitsaboana [dispensaire] any Madagasikara [filankevitra sy famandrihana +33 4 50 92 53 07|+33 6 80 99 60 29].
[flyer >>]
