
06|12|23 – Antsam-panahy Krismasy ‘Fa tsara Izy’ [Annemasse, FR]
Par : tomavana
Tags:antokom-pihira, antsam-panahy, christmas, fiangonana, fivavahana, fpma-annemasse, hira, madagascar, madagasikara, malagasy, malgache, noel, noely, vavaka
Catégorie: ala-voly, fampisehoana, fivavahana
Ny Fiangonana FPMA-Annemasse dia mikarakara antsam-panahy Krismasy Malagasy ‘Fa tsara Izy’ izay hotanterahina ao amin’ny fiangonana protestanta ao Annemasse [avenue de la Gare, Annemasse, FR] ny Alahady 23 Desambra 2007, manomboka amin’ny 20:05 ora alina [filankevitra +33 450 74 48 19 | +33 450 84 12 59].
Tsy misy vidim-pidirana.
