
06|12|15 – Antsam-panahy Krismasy Malagasy [Genève]
Par : tomavana
Tags:antokom-pihira, antsam-panahy, christmas, fiangonana, fivavahana, hira, jehovah, madagascar, madagasikara, malagasy, malgache, noel, noely, stl, valiha, valihan'i jehovah, vavaka
Catégorie: ala-voly, fampisehoana, fivavahana, Valihan’i Jehovah
Ny FKMSM [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina] dia hanatanteraka Antsam-panahy Krismasy Malagasy izay tanterahina ny Asabotsy 15 Desambra 2007 amin’ny 19:00 ora hariva ao amin’ny fiangonana protestanta Servette [avenue Wendt 55, Genève].
Tsy misy vidim-pidirana.
[flyer >>]
