
07|12|06 – Malagasy All Stars any Saint-Gall [St. Gallen]
By: tomavana
Tags:all star, chant, chant traditionnel, dama, erick manana, fenoamby, justin vali, madagascar, madagasikara, malagasy, malgache, musique, Musique du Monde, regis gizavo, WORLD MUSIQUE
Catégorie: fampisehoana
| Aperture: | f/5.2 |
|---|---|
| Focal Length: | 23.7mm |
| ISO: | 320 |
| Shutter: | 1/8 sec |
| Camera: | DSC-P100 |
© RF/Lainé 2007 « i Régis Gizavo » radio-france.fr >>
Avy taty amin’ny faritra miteny Frantsay dia mitodi-doha mianavaratra any amin’ny faritra miteny Alemana aty Soisa indray ny andian-drindra-kira tanterahin’ny « Malagasy All Stars » izay iarahan’i Régis Gizavo amin’ireo mpanakanto namany sady sangantsangany amin’ireo mpanakanto Malagasy dia i Dama, i Fenoamby, i Erick Manana ary i Justin Vali, ny Alakamisy 6 Desambra 2007 manomboka amin’ny 20:00 ora alina, any amin’ny « Kultur im Bahnhof | Klubschule Migros St. Gallen » [Bahnhofplatz 2, Saint-Gall | filankevitra sy famandrihan-toerana +41 71 228 16 00]
[Malagasy All Stars any Saint-Gall - ostevents.ch >>]
