
07|10|10 – Dihim-paritra Malagasy [Genève, CH]
Par : tomavana
Tags:antokom-pihira, dihim-paritra, dihy, hira, jehovah, madagascar, madagasikara, malagasy, malgache, vako-drazana, valiha, valihan'i jehovah
Catégorie: fampisehoana, Valihan’i Jehovah
Ny antokom-pihira Valihan’i Jehovah dia hanatanteraka fampisehoana any Genève, ny Alarobia 10 Oktobra 2007 ao amin’ny BFM [Bâtiment des Forces Motrices], amin’y 18:00 ora hariva. Izany no manokatra ny diarin’ny antoko amin’ity taom-pianarana 2007-2008 vao misokatra ity.
Marihin’ny tompon’andraikitra fa fety ombam-panasana io ka ialana tsiny fa tsy misokatra hoan’ny rehetra
