
07|06|20 – Mahaleo | Sarimihetsika [Genève sy Neuchâtel]
Hisy fandefasana ilay sarimihetsika « Mahaleo » izay notontosain’i Paes sy i Rajaonarivelo, amin’ny Alarobia 20 Jona 2007,
- eto Genève [Unimail, salle R070, Bd du Pont-d'Arve 40, CH],
- sy any Neuchâtel [Théâtre du collège de la promenade, Av du 1er Mars 2, Neuchâtel, CH],
manomboka amin’ny 20:00 ora alina [misokatra dieny amin'ny 19:30 ora ny varavarana ary mifarana 21:30 ora].
Io hetsika io dia karakarain’ny ny Centre Écologique Albert Schweitzer [CEAS] ho fampahanfatarana ny nosintsika amin’izao fankalazana ny herinandron’i Madagasikara aty Soisa izao [tsy misy vidim-pidirana].
[Centre Écologique Albert Schweitzer - ceas.ch >>]
[Sarimihetsika Mahaleo - mahaleo.com >>]
