
07|03|24 – Jaojoby [Archamps, FR]
By: tomavana
Tags:arlem, jaojoby, madagascar, madagasikara, malagasy, malgache, salegy
Catégorie: fampisehoana, fanohanana
Ny Asabotsy 24 Martsa 2007, manomboka amin’ny 8 ora alina dia misy rindran-kira ataon’ny tarika Malagasy Jaojoby « roi du Salegy », izay arahina alim-pandihizana any Archamps [Salle Polyvalente, Archamps, FR].
Io hetsika io dia karakarain’ny Association ARLEM [Association Région Léman pour Les Enfants du Monde] ho fanohanana ny tetik’asa fanamboarana toeram-pitsaboana [dispensaire] any Madagasikara [filankevitra sy famandrihana +33 4 50 92 53 07|+33 6 80 99 60 29].
[flyer >>]
[Jaojoby roi du Salegy - the phoenix magazine >>]

Sarin’ireo mpandihin’i Jaojoby: Sitoh Ortega | sitoh.net
