
07|02|04 – Hetsika hoan’i Madagasikara [Bulle, CH]
Par : tomavana
Tags:Action Madagascar, Alain Morisod, Bulle, jean-marc richard, madagascar, madagasikara, madagaskar, malagasy, malgache
Catégorie: ala-voly, fampisehoana, fanohanana
Ny Alahady 4 Febroary 2007, manomboka amin’ny 5 ora hariva dia misy takarivan-korana atao any Bulle [Salle du CO2 de la Tour de Trême, Bulle, Fribourg, CH] izay afanain’ireo mpanakanto Alain Morisod & Mady Rudaz, Laurent Brunetti, Arlette Zola, Bellinda ary Francis Coletta, ny antokom-pihira « choeur de la conférie du gruyère ». Fanolorana Jean-Marc Richard.
Io hetsika io dia karakarain’ny fikambanana « Action Madagascar » ho fanohanana ny « clinique saint-damien » ao Ambanja. Hanatrika io fotoana io ny tompon’andraikitra avy any Ambanja, ny Môpera Stefano [filankevitra sy famandrihana +41 26 913 15 46 sy Office du Tourisme Bulle www.labilletterie.ch].
Fidirana 40.- CHF | Fampisehoana miampy fondue 60.- CHF
[Flyer >>]

OT: ça sort bien aussi le logo de ralliement sur fond sombre.
Izaho aloha mahita hoe tsara ilay izy e !
Misaotra
[...] [Antso taloha | Précédent appel - Action Madagascar 2007 >>] [...]