06|12|08 – Erick Manana [Neuchâtel, CH]



Ny mpihira Malagasy Erick Manana sy ny tarika manotrona azy [olona 9] dia hanatanteraka ridran-kira ny Zoma 8 Desambra 2006, manomboka amin’ny 9 ora alina ao amin’ny Magic-club any Neuchâtel [Faubourg de l'Hôpital 16, Neuchâtel, CH | misokatra amin'ny 7 ora ny varavarana].
Izany dia karakarain’ny Association Mamisoa [Solidarité Madagascar, Neuchâtel] ho famatsiana ireo tetik’asa tohanany any Madagasikara [filankevitra sy famandrihana +41 79 278 14 48].

flyer [fandaharana sy toro-lalàna] >>

Association Mamisoa, hahalala bebe kokoa >>

3 Responses to “06|12|08 – Erick Manana [Neuchâtel, CH]”

  1. Tena “branché” be mihintsy ange ianareo zany an ?!!
    ;)

  2. Izay tonga hatraty an-tsofiko ihany no zaraiko, fa izaho akory tsy hoe mandeha isak’izay misy
    ;-) Mampita hafatra fotsiny e, fa tsy tompony :-D

  3. [...] de loin le vélo, je suis capable d’avaler en une nuit 250 km en voiture [aller-retour] pour un concert d’Eric Manana. J’achète de préférence les légumes de saison et de la région, mais n’a aucun [...]


Leave a Reply