06|11|25 – Tarika LOLO sy ny namany [Etrembières, FR]

Ny Asabotsy 25 Novambra 2006, manomboka amin’ny 9:30 ora alina dia misy rindran-kira Malagasy “vazo sy revy” hotanterahin’ny tarika LOLO sy ny namany , atao any Etrembières [Salle des fêtes Pas-de-l'Echelle, chemin Veyrier, Etrembières, FR]. Hitohy amin’ny alim-pandihizana izay afanain’ny tarika Malagasy MACADENCECAR [Cadence Bleu taloha, filankevitra sy famandrihana +33 6 32 32 06 01|+33 6 67 52 13 60].

[flyer >>]

[hihaino sombin-kiran'i LOLO atolotry Casimiri - madagascar-id.typepad.com >>]

[LOLO - lolosynytariny.com >>]

 

5 comments on “06|11|25 – Tarika LOLO sy ny namany [Etrembières, FR]”

  1. Eeeeh tsy hita fa lavitra ny tena ka tsy afaka mahitan’io indray ê !!
    Misaotranao amin’ireo liens rehatra ireo :)

  2. Itondrana sombitsombiny ihany ve [raha mankany] ? Sa bonbon gasy ?

    Tsy mbola nahita an’i Lolo an-tsehatra aho dia mba hiezaka ny ho any angamba mba tsy ho faty vendrana [mourir idiot] ;-)

  3. [...] 06|11|25 – Avec Samuel, ma Journée sans achat [...]

  4. Aleo angamba manomboka amin’ny bonbon gasy, dia avy oe ariana alefa ny manaraka… sa ahoana ? :D

  5. Aza manody ny tsy fandinihana tononkira …

    F’angaha, tsy sendra nandalo tato an-tsaiko dia indro fa tafasoratra ;-) Mibaboka e !


Répondre

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Twitter picture

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.