
06|12|16 – Antsam-panahy Krismasy Malagasy [Lausanne, CH]
Par : tomavana
Tags:antokom-pihira, antsam-panahy, christmas, fiangonana, fivavahana, hira, jehovah, madagascar, madagasikara, malagasy, malgache, noel, stl, valiha, valihan'i jehovah, vavaka
Catégorie: ala-voly, fampisehoana, fivavahana, Valihan’i Jehovah
Ny Antsam-panahy Krismasy Malagasy izay karakarain’ny FKMSM [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina] dia tanterahina ny Asabotsy 16 Desambra 2006 amin’ny 7 ora hariva ao amin’ny fiangonana protestanta Sévelin [Avenue de Tivoli 74, Lausanne] fiangonana protestanta Renens [Avenue du temple 18, Renens-village, Lausanne].
Tsy misy vidim-pidirana.

[...] lohahevitra sahala >> [...]